Entry | 1 atakalo |
Root | 2 takalo |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Soloana zavatra heverina ho mitovy vidy aminy (mitovy amin' ny takalozana ihany, fa fampiasa matetika kokoa): Natakalony ny palitaoko ny malabariny 5 Soloana atao vola madinika: Atakalozy kely itỳ volako ariary zato itỳ [1.1] |
Explanations in English |
6 to be given in exchange [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on donne en échange [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word atakalo |
Anagrams | 15 atakalo, atakola, atolaka |
Updated on 2023/01/20 |