Entry | 1 fozalahy atakalo fozavavy |
Elementary words | 2 fozalahy, atakalo, fozavavy |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] fombam-pitenenana fandre amin' ny kabary am-panambadiana ilazana fa toy ny nifanakalo zanaka ny ray aman-dreny roa tonta ka ilay zazalahy tonga isan' ny fianakavian-drazazavavy, ary ilay zazavavy tonga isan' ny fianakavian-drazazalahy |
Updated on 2024/12/26 |