Entry | 1 atanontanona |
Root | 2 tanontanona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 apetraka hijerijery eo akaikin' ny olona mihinana na miasa: Aza atanontanona eo akaikin' ny olona mihinana ny zanakao fa mitory tsy fahalalam-pomba izany [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 9 atanontanona, atonantonana, notantananao |
Updated on 2023/01/05 |