Entry | tanontanona | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Toetran' ny olona mipetrapetraka eo akaikin' olona mihinana, ka toa mitsiriritra izay haniny, na olona tonga fotsiny hijerijery fa tsy hanao inona na inona [1.1] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Anagrams | ontanontana, tanontanona, tonantonana |
Updated on 2020/07/31 |