Entry |
mananontanona
(tanontanona)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mipetraka kamokamo eo akaikin' olona ka tsy manao na inona na inona fa mijerijery fotsiny eo: Mananontanon-dava eo akaikiko io adala io Manatona, mampatahotra, mila hamely: Misy loza mananontanona azy
[1.1]
|
Morphology |
Present : |
mananontanona |
Past : |
nananontanona |
Future : |
hananontanona |
Imperative : |
mananontanòna |
|
|
Entry |
mananontanòna
(tanontanona)
|
Part of speech | imperative of active verb mananontanona
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|