Entry | 1 mitatao |
Root | 2 tatao |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 miloloha [Taisaka, Bezanozano, Sihanaka, Tanosy]
[1.78] 5 Mandondona eo ambony: Tsy mahita tory aho isaky ny mankany amin-dry Nenitoa fa misy vato be mitatao eo ambony tranony [1.1] |
Explanations in English |
6 to be overhead (of the sun) [1.7] |
Explanations in French |
7 être au dessus de la tête (se dit du soleil) [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mitatao |
Anagrams | 15 miatota, mitatao |
Updated on 2023/08/11 |