Entry | 1 mitatao |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Taisaka, Bezanozano, Sihanaka, Tanosy]
miloloha 4 [1.1] Mandondona eo ambony: Tsy mahita tory aho isaky ny mankany amin-dry Nenitoa fa misy vato be mitatao eo ambony tranony |
Explanations in English |
5 [1.7] to be overhead (of the sun) |
Explanations in French |
6 [1.8] être au dessus de la tête (se dit du soleil) |
Root | 7 tatao |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mitatao |
Anagrams | 15 miatota, mitatao |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |