|
|
|
|

Entry (1/2)1  ataotaovy
Part of speech  2  imperative of passive verb ataotao [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1]
Explanations in French  4  [1.3]
Root  5  tao
Titles  6  Ataotaovy (Dox)

Entry (2/2)7  Ataotaovy
Part of speech  8  name (poem title) [Full list]
Vocabulary  9  Literature: poems
Elementary words  10  ataotaovy
Author  11  Dox
Publishings  12 
Full text 
13  He ! malama anie ity lalako ka tsy misy hamaharako !
Kotsan'ny fitiavana aho ... kotsakotsa mahonena !
Ho dify ihany ilay malala ... toa dia vatranao jerena.

14  Ny fitia nisahiranako ka dia hahitako ngidiny !
ny felan'ny tatamo ve hahatondrako rano mody ?
ny hetahetako avy eto dia tsy hisy fanafody !

15  Raha montsamontsana eto, ho entiko aiza ny fitia,
Mitondra tanam-polo, mangaina sy mangaihay !

16  Mahazo an-kodimirana izy ka manahy ny fitiavako
sao tsy hahatratra azy ! He 'ty elanelanay !


Anagrams  17  ataotaovy, Ataotaovy

Updated on 2025/04/19