Entry | 1 atoby |
Root | 2 toby |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Asaina milasy: Atobio eto ny miaramila 5 Angonina, vorina: Natoby teo an-tokotany ny remby azo [1.1] |
Explanations in English |
6 to be placed in various places, as heaps of rice [1.2] 7 to be gathered in heaps; to be placed about in small heaps [1.7] |
Explanations in French |
8 qu'on réunit en tas; qu'on fait camper, qu'on place en petits tas [1.8] |
Examples |
9 Tany moa rahefa handihy ny ao an-tanàna, dia atoby iray toerana ny dabilio ao an-tsekoly, dia samy manao izay ataony eo ny olona. [2.4#] |
Morphology |
|
Anagrams | 14 atoby, baoty, boaty, tioba, tobai |
Updated on 2023/01/20 |