Entry | 1 atohitra |
Root | 2 tohitra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Entina manohitra: Moa manana basy aman-tafondro hatohitra ny fahavalo ve ianareo? |
Explanations in French |
5 [1.3] qui sert à résister, à repousser; ce dont on se sert pour repousser, résister |
Examples |
6 saiky mbola natohiny ho any ihany raha tsy ny vavy no namily azy tamin-javatra hafa. [2.470] 7 Hehy valaka no nasetriny ahy, dia tari-dositra no natohiny azy. [2.471] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 |
Updated on 2025/01/21 |