Entry | 1 atondritra |
Root | 2 tondritra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Atodika Atolaka (hadisoana) Enti-milaza ny zaza ampivalanina, izay tanana atao eo anelakelaky ny lohalika roa ka aankina amin' ny tratra ny lohany ary ny tongony kosa somary aingaina kely mba hahamora ny fivalanany: Atondrito io zaza io fa hivalana |
Explanations in French |
5 [1.3] à courber, à diriger vers; à rejeter sur |
Morphology |
|
Other spellings | 10 atondrotra |
Updated on 2024/12/26 |
![]() |