|
|
|
|

Entry1  atondritra
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Atodika
Atolaka (hadisoana)
Enti-milaza ny zaza ampivalanina, izay tanana atao eo anelakelaky ny lohalika roa ka aankina amin' ny tratra ny lohany ary ny tongony kosa somary aingaina kely mba hahamora ny fivalanany: Atondrito io zaza io fa hivalana
Explanations in French  4  [1.3] à courber, à diriger vers; à rejeter sur
Root  5  tondritra
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Other spellings  10  atondrotra

Updated on 2024/12/26