Entry | 1 atonta |
Root | 2 tonta |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao printy: Boky vao natonta ity 5 Azera: Tandremo sao atontanao ireny lovia ireny 6 Ampidirina anaty lasitra, atao, (biriky): Telonjato ny biriky natontany androany [1.1] |
Explanations in English |
7 to be pressed down on something; to be printed [1.7] |
Explanations in French |
8 qu'on estampe [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 14 atonta, tatano |
Updated on 2020/07/31 |