|
|
|
|

Entry1  avadika
Root  2  vadika
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Atao miamboho: Avadiho ny lalimoara
atao ivelany ny ao anatiny: Navadiny ny zipony ka nihomehy daholo ny olona
aseho ny lafiny mbola tsy niseho: Avadiho amin' izay ny takelaka
iodinana: Navadiky ny sakaizany izy
afindra ho amin' ny fasan-drazana na fonosin-dambamena: Amin' ny herintaona no havadika i Dadatoa
Explanations in English  5  [1.7] to be turned over
to be changed (of a conversation)
Explanations in French  6  [1.3, 1.8] qu’on retourne
7  [1.3, 1.8] qu’on trahit
8  [1.3] qu’on change de côté, qu’on tourne, qu’on met à l'envers, qu'on chavire
qu’on transporte dans un autre tombeau
9  [1.8] dont on change le sujet (conversation)
Examples  10  Navadik'ilay kary aho (Ce coquin m’a trahi) [1.3]
11  Asa tany Mila avadika ny tany rehefa mamboly. [2.117]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Compound words 
Phytonyms 

Anagrams  20 

Updated on 2025/01/21