Entry | 1 avadika |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Atao miamboho: Avadiho ny lalimoara atao ivelany ny ao anatiny: Navadiny ny zipony ka nihomehy daholo ny olona aseho ny lafiny mbola tsy niseho: Avadiho amin' izay ny takelaka iodinana: Navadiky ny sakaizany izy afindra ho amin' ny fasan-drazana na fonosin-dambamena: Amin' ny herintaona no havadika i Dadatoa |
Explanations in English |
4 [1.7] to be turned over to be changed (of a conversation) |
Explanations in French |
5 [1.3, 1.8] qu’on retourne 6 [1.3, 1.8] qu’on trahit 7 [1.3] qu’on change de côté, qu’on tourne, qu’on met à l'envers, qu'on chavire qu’on transporte dans un autre tombeau 8 [1.8] dont on change le sujet (conversation) |
Examples |
9 [1.3] Navadik'ilay kary aho (Ce coquin m’a trahi) 10 [2.117] Asa tany Mila avadika ny tany rehefa mamboly. |
Root | 11 vadika |
Morphology |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Anagrams | 20 avadika, davakay |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |