Entry (1/3) | 1 avaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanasarahana, fampihatahana hitokana na hisaraka tsy hiray amin'ny hafa |
Explanations in French |
4 [1.3] séparation, distinction |
Examples |
5 Ny anankiray manisy avaka ny andro, ny anankiray kosa mampitovy ny andro rehetra; [2.996#] |
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 11 avaka |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] Ila kisoa ialan' ny loha sy ny tongony |
Synonyms | 14 avany |
Entry (3/3) | 15 avaka |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 [1.78] [Betsimisaraka]
karazam-bovo fitahirizana ny hazandrano azo avy amin'ny vovo hafa, raha mbola tsy ho entimody miaraka amin'izay |
Vocabulary |
18 Tools |
Updated on 2025/01/21 |