|
|
|
|

Entry (1/2)1  manavaka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mampisaraka, manasaraka: Ny saina no manavaka ny olona amin' ny biby
Manokantokana, manefitra, manisy fefy: Tsy tsara ny manavaka ny mahantra na ny mavomavo satria samy olombelona ihany.
Explanations in English  4  [1.2] to separate, to sever, to put asunder; to segregate.
5  [1.7] to separate, to segregate, to make distinctions
Explanations in French  6  [1.8] séparer, distinguer; faire des distinctions odieuses
Examples  7  [2.996#] manavaka ny ondralahy sy ny osilahy.
8  [2.445#] Ny tikilambony koa no tena manavaka azy.
9  [2.470] Ny lokony miloha mainty sy mitena fotsy sy mena no manavaka azy amin' ny sisin-tendrombohitra maitso lomotra, sy ny hamenan' ny nofon-tany nohadiana ho lalany.
Root  10  avaka
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)16  manavaka
Part of speech  17  noun
Explanations in French  18  [1.196] (plutôt prononcé magnavaka) (de vaka qui, dans le Betsileo signifie : gauche, confus, balourd). Nom donné au riz auquel sont mêlés beaucoup de grains vides ou de glumes déjà battues (équivalent merina : manakofa). [Betsileo]
Vocabulary  19  Botany

Anagrams  20  anakavam, manavaka

Updated on 2025/02/02