|
|
|
|

Entry1  avalana
Root  2  valana
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Avala handeha hanaraka ny rano: Taloha navalana rano ny fatin' ny olo-meloka sasantsasany
5  Entin' (ny rano): Navalan' ny rano ny fatin' ilay akoho matin' ny barika
6  Roahina, ahataka lavitra: Tokony havalana lavitra ny tanàna ny lambo [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Proverbs  11  Proverbs containing the word avalana

Anagrams  12  analava, avalana

Updated on 2023/01/20