Entry | 1 avalana |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Avala handeha hanaraka ny rano: Taloha navalana rano ny fatin' ny olo-meloka sasantsasany Entin' (ny rano): Navalan' ny rano ny fatin' ilay akoho matin' ny barika Roahina, ahataka lavitra: Tokony havalana lavitra ny tanàna ny lambo |
Root | 4 valana |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word avalana |
Anagrams | 10 analava, avalana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |