|
|
|
|

Entry1  avily
Root  2  vily
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Atodika: Avilio miankavanana ny lohan' ny lakana sao dia midona amin' ny vato / Avilio ny sainao mba tsy hihevitra izany intsony
Ahodina: Naviliny ny masony mba tsy hahita ahy
Atolaka: Havilin' Andriamanitra anie izany loza izany!
Afindra, ailika: Aza avilinao atỳ amiko ny ratsy nataonao
Explanations in English  5  [1.7] to be turned aside from a road or from a direction
Explanations in French  6  [1.8] qu'on détourne, qu'on fait dévier, qu'on change de chemin ou de direction
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21