Entry (1/3) | 1 vily |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fialana amin' ny lalana naleha ka mankamin' ny iray hafa indray tsy amin' ny hitsiny |
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 9 vily |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 [1.78] [Taisaka]
anaran-kazandrano kely madinika 12 [1.1] [Taimoro] Hazandrano kely bitika mivelona amin' ny rano marivo |
Examples |
13 Hita tokoa fa ny tsinam-bolana no fihinanana ody kankana, amin' io koa no miakatra ny hazan-drano sasantsasany toy ny vily. [2.285#] |
Vocabulary |
14 Zoology: fishes |
Entry (3/3) | 15 vily |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 [1.78] [Mahafaly]
voay |
Vocabulary |
18 Zoology: reptiles, amphibians |
Synonyms | 19 fanantily, bemiohara, mavotay, ngetry, mamba, trimo, voae, voay |
Updated on 2025/01/21 |