|
|
|
|

Entry1  fiviliana
Root  2  vily
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fiolahana, fiolehana: Eto ny fiviliana mankany Viliahazo
Fisafelehana: Ny fivilianay tany amin-dry nenitoa no tsy nahatongavanay tamin' ny 8 ora marina
Fialana, fivionana, fihodivirana: Ny fiviliana tamin' ny lalana tsara no nahatonga azy ho jioiahy toy izao
Explanations in English  5  [1.7] the act of turning aside; a fork in the road
Explanations in French  6  [1.8] action de dévier, de s'écarter; branchement de la route

Updated on 2024/12/11