|
|
|
|

Entry1  savily
Root  2  vily
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Vy ahazoan' ny varavarana na ny saron-javatra, toy ny vata, misokatra sy mikatona
Vy miady
Fikivilivilian-javatra mivezimbezina
Famelezana ankolaka
Explanations in English  5  [1.7] a hinge; the act of swinging on a hinge
Explanations in French  6  [1.8] charnière, gond; action de se balancer comme sur une charnière
Examples  7  Ary ny malemy dia atao fangady sy fantsika sy savily ... [2.48]
8  Namakona sy nanambatra azy Idada ary nametraka ny savily sy ny hidiny. [2.332#]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Compound words 

Anagrams  16 

Updated on 2025/01/21