|
|
|
|

Entry (1/2)1  family
Root  2  vily
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  Fomba entina mamily
5  Ilay fitaovana ahetsi-tanana mampizotra ny fiara na ny sambo amin' ny lalana tiana halehany
6  Azo avily [1.1]
Explanations in French  7  ce qu'on peut détourner, manière de détourner [1.3]
Examples  8  Rahefa tapitra, hoy Ingahy Ramanitromby: - Tsara fitoraka daholo, tsara family daholo ianareo! [2.270#]

Entry (2/2)9  family
Part of speech  10  noun
Explanations in English  11  fianakaviana, tarakaka
12  karazana [1.17]
Examples  13  Ho an' ny fanontana izay natao ny 2009, isaorana ny Flora family Foundation, Ford Foundation, Grousebeck family Foundation, Moriah Fund, ary ny West Foundation. [2.424#]
Morphology 
14  Simple :
Titles 

Anagrams  16  family, mifaly

Updated on 2023/10/28