|
|
|
|

Entry1  fianakaviana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitambaran' ny ray sy ny reny ary ny zanaka' izay antsoina koa hoe mpianakavy
Explanations in English  4  [1.2] the relationship of the various members of a family.
Explanations in French  5  [1.54, 1.5] famille
6  [1.5] la parentèle
Examples  7  [2.499] Tsy nisy sahy nanohina ity zavatra nampihevaheva ny fianakaviana.
8  [2.472] Ny tavela ao an-trano no manao ny asan' ny fianakaviana amin' izany.
Vocabulary  9  Relationships: family
Root  10  anakavy
Morphology 
11  Simple :
12  Prefixed :
Compound words 
Titles  16  Fianakaviana hafa kely (Nivondrahona)
Article  17  Randzavola: fianakaviana ao amin' ny Baiboly (=> ankohonana)

Updated on 2024/12/26