Entry | 1 fianakaviambe |
Elementary words | 2 fianakaviana, be |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in French |
4 [1.13] grande famille 5 [1.5#61] la grande famille |
Examples |
6 Nanjary nitsitokotoko ilay fianakaviambe. [2.445#26] 7 Ny fanapahan-kevitra kosa dia tokony horaisina miaraka amin' ny fianakaviambe iraisampirenena. [4.27#2012/11/28] 8 Ary tsy latsa-danja, eny manoatra noho izany aza, ny adidin' ny zokim-pandrosoana amin' izao fianakaviambe izao. [2.285#226] |
Vocabulary |
9 Relationships: family |
Updated on 2024/12/07 |