Entry | 1 fianakaviana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitambaran' ny ray sy ny reny ary ny zanaka' izay antsoina koa hoe mpianakavy |
Explanations in English |
4 [1.2] the relationship of the various members of a family. |
Explanations in French |
5 [1.54, 1.5] famille 6 [1.5] la parentèle |
Examples |
7 [2.499] Tsy nisy sahy nanohina ity zavatra nampihevaheva ny fianakaviana. 8 [2.472] Ny tavela ao an-trano no manao ny asan' ny fianakaviana amin' izany. |
Vocabulary |
9 Relationships: family |
Root | 10 anakavy |
Morphology |
|
Compound words |
|
Titles |
Article |
17 Randzavola: fianakaviana ao amin' ny Baiboly (=> ankohonana) |
Updated on 2024/12/26 |
![]() |