|
|
|
|

Entry1  mivily
Root  2  vily
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Tsy manitsy fa mihodina: Nisy vato be nisakana tao ka voatery nivily lalana aho
5  Miolaka, miolika, misafelika: Mivily any andrefana ity lalana ity
6  Miala: Nivily tamin' ny tala-mahitsy izy
7  Mihazo: Nivily nanhamin' ny lala-malama ny fiara ka nihorisa fotsiny
8  Mibirioka, miviona, mihodivitra: Nivily tany amin' i Koto ny vato natorak' Ibalita ka saiky nahavoa azy [1.1]
Explanations in English  9  to turn aside, to go astray [1.7]
Explanations in French  10  se détourner du chemin s'égarer [1.8]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Proverbs  15  Proverbs containing the word mivily

Updated on 2023/01/20