Entry (1/3) | 1 mamba |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Zoology: reptiles, amphibians |
Explanations in Malagasy |
4 voay ngeza [Tandroy]
[1.78] 5 Biby mandady lehibe misy tongony efatra fohy, mivelona any anaty ranomamy ary atahorana izaitsizy noho ny tanjany sy ny hasiahany [1.1] |
Explanations in English |
6 a crocodile (a Bantu word) [1.7] |
Explanations in French |
7 crocodile (mot bantou) [1.8] |
Examples |
8 Ilay mamba nihinana an' i Ndriana-Toto ve? [2.5] 9 mikaretsaka ny mamba tsy mahita [2.131] |
Synonyms | 10 fanantily, bemiohara, mavotay, ngetry, trimo, vily, voae, voay |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word mamba |
Illustrations |
|
Entry (2/3) | 17 mamba |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 Olona goavambe 20 Olona be tenda, be kibo [1.1] |
Explanations in French |
21 Se disait des colosses et des goinfres [2.415] |
Entry (3/3) | 22 Mamba |
Part of speech | 23 name (toponym) |
Vocabulary |
24 Geography: rivers, lakes |
Explanations in French |
25 Affluent de l'Ikopa qui arrose la banlieue nord d'Antananarivo [3.1] |
Other spellings | 26 imamba, imamba |
Tables and plates |
27 Full list |
Anagrams | 28 Mamba, mamba, Mamba, mamba |
Updated on 2023/07/14 |