Entry | 1 mamily |
Root | 2 vily |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mampandeha amin' ny lalankafa tsy amin' ny hitsiny teo aloha: Mamily bisikileta Mampibirioka, mampiviona: Ny fahazaran-dratsy no namily azy ho any amin' ny lalan' ny fahaverezana Manolaka: Mamily ny hevitry ny teny iray |
Explanations in English |
5 [1.2#758, 1.7] to turn aside 6 [1.2#758] to cause to deviate from a straight course 7 [1.7] to cause to deviate; to steer |
Explanations in French |
8 [1.3#833, 1.8, 1.5#331] détourner, faire dévier 9 [1.3#833] rejeter, égarer 10 [1.8] diriger ou conduire 11 [1.5#331] conduire une voiture |
Examples |
12 ary izay maniry hanan-karena dia mamily ny masony. [2.996#28.27.1] 13 hoy Ihary namily ny resaka mba tsy hitohizan' ny hadrohadro [2.529#68] 14 hoy ilay tovolahy namily ny lakany hanatona ny nosy [2.5#16] 15 Raha misy manakely ny làlana, na mamily azy, dia sazina omby dimy. [1.123#] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |