|
|
|
|

Entry1  familiana
Root  2  vily
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fampandehanana amin' ny lalan-kafa fa tsy amin' ny hitsiny teo aloha; fampivionana; fanolahana
Explanations in French  5  [1.13] dérivation
6  [1.13] volant de direction
Examples  7  Ety amin' ny familiana avokoa! [2.471#]
8  Nasiany fingotra ny kodiarany ary nataony boribory tsara koa ny familiana. [2.332#]
Vocabulary  9  Physics
Compound words 

Anagrams  12  famalinay, familiana, lafi-maina

Updated on 2023/08/27