Entry | 1 familiana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fampandehanana amin' ny lalan-kafa fa tsy amin' ny hitsiny teo aloha; fampivionana; fanolahana |
Explanations in French |
4 [1.13] dérivation 5 [1.13] volant de direction |
Examples |
6 [2.471#] Ety amin' ny familiana avokoa! 7 [2.332#] Nasiany fingotra ny kodiarany ary nataony boribory tsara koa ny familiana. |
Vocabulary |
8 Physics |
Root | 9 vily |
Compound words |
|
Anagrams | 12 famalinay, familiana, lafi-maina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |