Entry | 1 avoko |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Botany: grass |
Explanations in Malagasy |
4 Voninkazo dia maniry eny an-tanety, mandadina, mavokely ny voniny ary ny vodiny sahala amin' ny vomanga fotsy, sady fihinana koa 5 Ny avoko dia sarin' olona tsotsotra na manetry tena [1.1] |
Explanations in English |
6 a small straggling herb, the root of which is eaten in times of scarcity. Vigna angivensis, Baker. Same as kimaotsa (Bets.). [1.2] |
Explanations in French |
7 nom d'une racine comestible. [Tankarana]
[1.19] 8 (de voko : courbé, cintré, allusion à la forme des fruits). [Merina] [1.196] 9 Vigna angivensis Baker (Fabaceae). Racine charnue, comestible en cas de disette. Excellent fourrage pour les animaux. 10 Tephrosia lyallii Baker (Fabaceae). Bonne espèce fourragère. [Betsileo] |
Examples |
11 Nitsimoka koa ny vonin' avoko. [2.529] 12 Toa irony vonin' avoko anaty vero. [2.296] 13 Lazao azy, ry vonin'avoko an-tampon-tanety; [1.282] |
Synonyms | 14 kimaotsa |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Scientific name |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word avoko |
Anagrams | 19 avoko, ovoka |
Updated on 2020/07/31 |