|
|
|
|

Entry (1/2)1  avotana
Root  2  avotra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Vonjena amin' ny fahavoazana, amin' ny mahaporitra: Navotany tamin' ny fanandevozanany firenena avoty kely aho raha manambola ianao
Enti-milaza zavatra efa namidy ka vidina vola indray fa tiana hiverina amin' ny tena: Navotako indray ilay tany namidiko tamin-dRabe
Vidina, onerana: Havotanao lafo izany vavanao izany
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] to be redeemed, to be ransomed
Explanations in French  6  [1.8] qu'on rançonne, qu'on rachète
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Entry (2/2)11  avotana
Root  12  avotra
Part of speech  13  passive verb
Explanations in English  14  [1.2] to be plucked up, rooted up, or eradicated
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :
18  Imperative :

Anagrams  19 

Updated on 2025/01/21