Entry (1/2) | 1 avotra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Betsimisaraka, Tanala]
fanongotana 4 [1.1] Famonjena Fanafahana na fanalana ao anatin' ny loza Fividianan-javatra efa an' ny tena taloha ihany |
Explanations in English |
5 [1.2] ransom, redemption 6 [1.2] price; means of effecting a ransom |
Explanations in French |
7 [1.3, 1.8] rachat, rédemption, rançon 8 [1.3] achat d'esclaves, prix, secours |
Examples |
9 avotra aina ny ahy, tsy ahoako izay vola lany, ny aiko angaha misy vidiny! [2.472] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 17 avotra |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 [1.1] Fanongotana ny ketsa hafindra |
Explanations in English |
20 [1.2] See OMbotra, ONgotra |
Explanations in French |
21 [1.3] arrachement, extirpation |
Derivatives |
|
Anagrams | 24 |
Updated on 2025/01/21 |