Entry | 1 ombotra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanalana na fanesorana avy hatrany, ongotra 4 Tsy faly ka lasa nirintona: Nisy teny nahatohina azy ka ombotra izy [1.1] |
Explanations in English |
5 See avotra, ongotra, fongotra. [1.2] |
Explanations in French |
6 action d'arracher, de déraciner, de se retirer, de se séparer. Comme ongotra . [1.3#464] 7 Action d'arracher, de déraciner une plante, un arbre, etc. On dit aussi ongotra. D'où les mots fiombotana et fiongotana : arrachage. [Merina] [1.196] |
Vocabulary |
8 Botany |
Derivatives |
|
Anagrams | 14 aombotr, ombotra, Ramboto, rombota, tamboro |
Updated on 2020/07/31 |