Entry | fanavotana (avotra) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Famonjena amin' ny loza, fahafatesana, fanandevozana [1.1] | |
Explanations in English | Redemption [1.2, 1.7] | |
Explanations in French | Rédemption, rachat, rançon [1.8] | |
Examples | Izany no fanafahana na fanavotana azo atao ny amin'ireo fadin-drazana ireo.
[1.353] | |
Article | Randzavola: fanavotana ao amin' ny Baiboly | |
Anagrams | fanatavona, fanavotana |
Updated on 2023/10/20 |