Entry (1/2) | 1 avovona |
Root | 2 vovona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ampifanongoavina, atao antontany: Aza avovona eto an-tokotany ny fako fa ario |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 9 avovona |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Fiavosa mifanongoa miavoavo. |
Derivatives |
|
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |