Entry |
vovona
|
Part of speech | Unspecified
|
Explanations in Malagasy | Avosa, fanaovana antontany. [1.1]
|
Derivatives |
|
|
Entry |
vovona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Ny volon' ny biby ao an-katoka izay hita mitsangana rehefa taitra izy na tezity Ny riran-damosin' ny hazandrano. [1.1]
|
Vocabulary |
Synonyms | ~ |
Compound words |
|
|
Entry |
vovona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Vovonana, tafontrano [1.78]
|
| [1.1]
|
|
Entry |
vovoña
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka]
Loharano kely tsy mandeha [1.78]
|
| [Tanosy]
dobo
[1.78]
|
|