|
|
|
|

Entry (1/2)1  vombo
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: (in general)
Explanations in Malagasy  4  Ny volon' ny biby ao an-katoka izay hita mitsangana rehefa taitra izy na tezitra [1.1]
Explanations in English  5  the mane of a horse, the bristles on a pig's back [1.2]
Explanations in French  6  crinière du cheval, les soies, les poils du cou des animaux [1.3]
Examples  7  Moa manome hery ny soavaly va ianao, na manarona vombo mihofahofa ny vozony? [2.996#]
Synonyms  8  vombona, vovona
Compound words 

Entry (2/2)10  vombo
Part of speech  11  noun
Vocabulary  12  Zoology: (in general)
Explanations in Malagasy  13  Ny riran-damosin' ny hazandrano [1.1]
14  taovam-pivoizan'ny trondro [1.13]
Explanations in French  15  nageoire [1.13]

Updated on 2023/06/06