Entry |
dobo
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Lavaka ihandronan' ny rano, izay mazàna vitantanan' olombelona, fa tsy tahaka ny kamory na ny farihy, izay vita-Nanahary: Nanao dobon-trondro anankiroa izahay erỳ amin' ny tanin' anana Farihy kely: Misa dobo kely ao andrefantranonay
[1.1]
|
Explanations in English | A pool, a reservoir [1.7]
|
Explanations in French | [Tankarana]
Vivier. [1.19]
|
| Bassin, réservoir [1.3, 1.8]
|
| Vivier, la nappe d'eau qui se forme au confluent de deux courants, gouffre au pied des chutes d'eau [1.3]
|
| étang [1.8]
|
Examples |
1 | Maina io dobo io tamin' izay.
[2.472]
|
2 | dobo taloha, Andrianambonimena nanao azy ho vary
[2.48]
|
|
Compound words |
|
Analogs |
dobo filomanasana |
Proverbs |
|
Entry |
dobo
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Bara]
Very zo, heverina ho tsinontsinona [1.78]
|
|
Entry |
dobo
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in French | [Tankarana]
Qui chavire, s'engloutit [1.19]
|
| Inondé, plein d'eau [1.3]
|
| [Vezo]
Coulé, inondé, naufragé, rempli [1.68]
|
Derivatives |
|
Entry |
dobo
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in French | [Vezo]
Double, doublé [1.68]
|
Origin | French: double.
|
|