Entry (1/3) | 1 hetrina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Lempona, iva; be dia be, sesehena |
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 5 hetrina |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Farihy na dobo taloha fa efa salira ritranefa tsy ialan-drano foana. |
Explanations in French |
8 [1.13] marais, marécage 9 [1.196] Nom des tourbières et, par extension, de leur végétation, notamment certaines cyperaceae et les Sphaignes, Sphagnum sp.. C'est l'habitat d'élection du drosera malgache : Drosera ramentacea Burchell (Droseraceae). Voir mahatanando. [Merina] |
Examples |
10 hetrina lehibe, anarany Betsimizara [2.59#] 11 Tanimbary tsoatokana ny hetrina rehetra manodidina ny farihy Alaotra, ny tanety sy havoana amin' ny faritra sisa mampety voly tanety na inona izany na inona, ny zehitra amoron-drano dia tahirin-tanimbary miandry fotoanany fotsiny. [2.472#] |
Vocabulary |
12 Geography: (in general) |
Analogs | 13 hotsaka, heniheny |
Entry (3/3) | 14 hetrina |
Part of speech | 15 noun |
Vocabulary |
16 Botany |
Anagrams | 17 |
Updated on 2025/01/21 |