|
|
|
|

Entry (1/2)1  bada
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka] tsy miteraka
4  [1.78] [Betsimisaraka] tsentsina, mihidy
5  [1.78] [Sihanaka] tsentsina, tsy miteraka (biby), mainty pina (lohambolo)
6  [1.1] Tsy miteraka (fiteny indrindra amin' ny biby, fa ny olona atao hoe momba: Bada angamba ilay ombivavinay, fa hatramin' izao mbola tsy niteraka ihany
Miraiki-dela fa tsy mahatonona avy hatrany izay tiana holazaina (matetika ny teny verindroa badabada no ampiasaina amin' itỳ hevitra itỳ ).
7  [1.13] toetran'ny biby tsy afaka miteraka, sekatra
Explanations in English  8  [1.2] barren, sterile, used of fat cattle; closed up, obstructed, impeded.
Explanations in French  9  [1.3] Stérile, se dit des animaux ; fig. embarrassé, obstrué
10  [1.13] stérile
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Names :
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word bada

Entry (2/2)20  bada
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22  [1.78] [Taisaka] fandrarana, fisakanana
Explanations in French  23  [1.82] [Taisaka] empêchement, défense

Anagrams  24  bada, daba

Updated on 2025/01/21