Entry | 1 badabada |
Root | 2 bada |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanombohana miteny voalohany Tsy fahafahana miteny haingana; firaiketan-dela izay tsy mahateny avy hatrany ny tiankolazaina fa miakanakana sy miambatrambatra. |
Explanations in English |
5 [1.2] unmeaning and confused expressions, such as are made under the influence of fear or threats. |
Explanations in French |
6 [1.3] Incohérence, embrouillamini |
Examples |
7 Nony inona, nihiakiaka tamin' ny badabada fianarany miteny I Terezy kely. [2.470] |
Derivatives |
|
Anagrams | 13 |
Updated on 2025/01/21 |