|
|
|
|

Entry1  baiboho
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.38] [Betsileo] [baibo] tany lemaka fasehina sy lonaka eo amoron-drano, ka matetika dia voasaron-drano amin' ny fahavaratra; tsara amin' ny fambolem-pary, paraka, katsaka, voanjo, ets.; tanimbary sady lehibe no tsara sy mahavokatra
4  [1.1] Tanety, indrindra ny amorona ivaiva
5  [1.13] tany lonaka apetraky ny tondra-drano misintona
Explanations in English  6  [1.2] [Provincial] [baibo] a field, a plantation near the water. See saha
Explanations in French  7  [1.13] terre alluvionnaire, terre fertile de décrue
Examples  8  tany baiboho sy tanety mitsotra manara-dalana, mirefy tokony ho folo kilaometatra ny lavany [2.472]
Vocabulary  9  Economy: agriculture

Anagrams  10  abobohy, baiboho, hobaboi, hobobai, iboboha

Updated on 2025/02/02