Entry | 1 bailoka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsy mahitsy, meloka, mivilana, mitovy amin' ny hoe biloka, izay fampiasa matetika kokoa: Tsy azo anaovana na inona na inona ity hazo ity fa bailoka |
Explanations in French |
4 [1.3] Tortu, de travers |
Derivatives |
|
Analogs | 7 meloka, mivaona, mivilana, bilaka, biloka, miolana, mibirioka |
Anagrams | 8 |
Updated on 2025/01/21 |