Entry | 1 mibirioka |
Root | 2 birioka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mivily any amin' ny tsy izy, tsy mahitsy fa misondrovaka misompirana na miolaka: Nihirioka ny bala ha tsy hita izay nalehany ~ Nibirioka ny lahatenin-dRangahy: fivavahana no foto-dresaka ka Lasa tany amin' ny politika 5 Mandositra, mitsoaka, milefa: Mibirioka matetika io zazalahy io [1.1] |
Explanations in English |
6 to deviate from a straight course, to turn aside, to go crookedly, as a ball or spear thrown at a mark. [1.2] |
Examples |
7 Tsy fantatra izay voa na ny mpamily na ny kodiarana iray aloha, fa nibirioka niankavia ilay fiara ary tonga dia nivadika teo amin' ny sisin-dalana. [2.472] |
Morphology |
|
Analogs | 12 Mivily, misondrovaka, mivaona, miviona, mibisioka, manindao sidina |
Updated on 2023/01/20 |