Entry | 1 misondrovaka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza zavatra voatelina tsy manaraka ny lalan-kanina fa nivoaka any an' orona: Nisondrovaka ilay voam-bary ka tany an' orona no nivoaka Mivily amin' ny lala-mahitsy; lasa tampoka entin-katezerana mankany amin' ny olona iray: Nisondrovaka tatỳ Rasoa nitantara ny namelezan' i Naivo ny zanany |
Root | 4 sondrovaka |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |