Entry | 1 sondrovaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Mitelina ventin-javatra na rano, ka tsy any amin' ny lalan-kanina no alehany fa any an' orona: Sondrovaka lava izao ity zaza ity rehefa misotro rano 4 Fiteleman-javatra toy ny voalaza etsy ambony 5 Fampidirana zavatra, toy ny fantsika, amin' ny hazo, ka tsy mahitsy tsara fa mivilana 6 Fivaonan' ny fitondran-tena, izany hoe tsy fanarahana lala-mahitsy [1.1] |
Derivatives |
|
Analogs | 12 kofona |
Anagrams | 13 asondrovak, sondrovaka |
Updated on 2020/07/31 |