|
|
|
|

Entry1  misondrovaka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza zavatra voatelina tsy manaraka ny lalan-kanina fa nivoaka any an' orona: Nisondrovaka ilay voam-bary ka tany an' orona no nivoaka
Mivily amin' ny lala-mahitsy; lasa tampoka entin-katezerana mankany amin' ny olona iray: Nisondrovaka tatỳ Rasoa nitantara ny namelezan' i Naivo ny zanany
Root  4  sondrovaka
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Updated on 2024/12/11